Antsatrana-Tsaratanàna : Olona nampiahiahy lavon’ny balan’ny Zandary

Ilay jiolahyb voatifitra Nahazo loharanom-baovao tamin’ny olona tsara sitra-po ny Zandary avy ao amin’ny  » Poste fixe » ao amin’ny fokontan’Antsatrana, kaominina ambanivohitra Manakana, any amin’ny disitrikan’i Tsaratanàna, fa misy olona 11 lahy , izay mitondra fitaovam-piadiana mahery vaika, hiditra ao amin’ny tanànan’ny Antsatrana nanomboka ny Zoma faha 10 May 2024 teo. Rehefa nahare sy nahazo fampilazana ny mpitandro ny filaminana, tonga dia tsy niandry ela, fa niroso...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Antsatrana-Tsaratanàna : Olona nampiahiahy lavon’ny balan’ny Zandary