« Camp docker » Toamasina : Nitrangana vono olona roa alina

Hatairana ny an’ireo olona manodidina sy ny zanany lahy izay zandary eto Toamasina, nahita ny fatin’ity rangahy efa 80 taona eo ho eo sy ny mpanampy azy tao an-trano fipetrahany ao amin’ny “camp docker” Toamasina. Raha ny angom-baovao voaray dia omaly alina tokony tany amin’ny 9ora na 10ora alina tany no any no maty ity rangahy sy ny mpanampy azy ity, araka ny fanadiadian’ny BMH ny kaominina Toamasina. Ny brigadin’ny zandary misahana ny fikarohana ady heloka bevava eto...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de « Camp docker » Toamasina : Nitrangana vono olona roa alina