Dubai. Manatrika ny WGS 2024 ny Filoha Andry Rajoelina izay handray fitenenana

Ao anatin’ny Fihaonamben’ny Governemanta maneran-tany faha-11 na « World Governments Summit » (WGS), dia hanana anjaram-pitenenàna ny Filohan’i Madagasikara, Andry Rajoelina, ny Talata 13 Febroary 2024 tolakandro. Izany dia ao anatin’ny fivoriana atrehin’ny rehetra (« Plenary session»), mitondra ny...
Lire la suite sur Madagate
Image à la une de Dubai. Manatrika ny WGS 2024 ny Filoha Andry Rajoelina izay handray fitenenana