Faha-77 ny tolom-panafahana 1947 : Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy teo Anosy

Omaly no nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ireo hetsika rehetra entina hanamarihana ny tolom-panafahana nataon’ireo Malagasy tia-tanindrazana nentina nanoherana ny mpanjanantany teto Madagasikara. Nanome voninahitra ity lanonam-panjakana sy nanokatra izany ny Filohan’ny Antenimieran-doholona, ny jeneraly Ravalomanana Richard. Nandritra ny lahateny nataony no nitondrany ny fomba fijeriny ny teny filamatra voizina ho fanamarihana tamin’ity taona 2024, izay faha-77 taona rahateo...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Faha-77 ny tolom-panafahana 1947 : Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy teo Anosy