Fanao taloha

Valoambinifolo taona ny zanako : eninambitelopolo taona lasa aho no nitovy amin’ny taonany ankehitriny. Tsy hiresaka matematika aho fa lasa saina hoe misy zavatra maromaro tsotsotra, fanao taloha, tsy mba niainan’ireto zaza ireto. Raha miohatra tamin’ny 1956, naha valoambinifolo taona ny raiko, inona no zava-dehibe tena hoe samy hafa hatramin’ny 1988 ? Ny radio mbola tokana (sa isaina ny Radio Nederland ?), ny televiziona mbola mainty sy fotsy sady tsy nisy «télécommande», ny...
Lire la suite sur L'Express de Madagascar