Fanirisoa Ernaivo. Ny antony naha voaraoka azy tsy ho mpitsara malagasy intsony mandrakizay

Ity mihitsy ilay ohatra amin’ilay fitenenana hoe « mamo miantso polisy ». Izy mpitsara voaraoka nandositra ao Frantsa indray no miseho manome lesona amin’izao fotoana izao ! Efa tsy to-teny intsony fa e e e ! Ny « camouflage » (fa tsy « maquillage » intsony) no atao bobaka be dia miseho azy ho virginy. Ireto ary misy fampahatsiahivina. Toa adino fa « le temps n’effacera jamais les crimes commis ». Fa tsy atao mahagaga raha mbola misy mihaino sy mino azy hatrany...
Lire la suite sur Madagate
Image à la une de Fanirisoa Ernaivo. Ny antony naha voaraoka azy tsy ho mpitsara malagasy intsony mandrakizay