Fanirisoa Ernaivo. Omeo azy ny zom-pirenena frantsay, Andriamatoa Macron, fa tsy hody aty Dago intsony io

Tsy hiverenako intsony ny momban’ity ramatoa efa hananinka ny 44 taona tsy gasy tsy vazaha ity fa nandositra ny firenena malagasy rehefa nanompa ny mpitandro filaminan’i Madagasikara (Dago), tamin’ny fitondrana HVM… Izany sisa no ho tadidin’ny vahoaka malagasy maro an’isa izay manaraka tsara ny voalazan’ny Ohabolana 14 : 15 ao amin’ny Baibolin’ny Krisitiana tsy ankanavaka : « Ny kely saina mino ny teny rehetra ; Fa ny mahira-tsaina mandinika ny diany ». Ndao ary....
Lire la suite sur Madagate
Image à la une de Fanirisoa Ernaivo. Omeo azy ny zom-pirenena frantsay, Andriamatoa Macron, fa tsy hody aty Dago intsony io