Fankasitrahana an’i Delacre Black Jack’s

Nandre Black Jack’s, na tsy niondana Black Jack’s aza. Telopolo sa efapolo taona aty aoriana anefa toa mahatadidy ho azy, ireo hira nandalo ny sofina. Tsy ny nalaza indrindra tamin’ireo indray nihira, saingy mahagaga fa misy telo na efatra tsaroana avy hatrany, na ny feony na ny tonony. Angamba noho ny maha tononkira azy, vao noravahana feony ? Tsy mahazatra firy intsony ankehitriny, mba tsy ilazana hoe tsy hay intsony ankehitriny, ireny hira manankambara ireny fa tsy dia hoe rima iray...
Lire la suite sur L'Express de Madagascar