Fifidianana mpandihy sy mpanao baolina

Tamin’ny 5 mey 1998 aho dia nanoratra hoe «Tsy ho kandidà, ka milingilingy». Mitampody indray ny tany amin’ny eninambiroapolo taona lasa. Sady jejo aho (satria tsy diso ny fijery) no malahelo (noho ny toe-javatra mainka niharatsy). Tao anatin’izay eninambiroapolo taona izay, toa mainka ninia namono tena isika : ny Fampianarana ankinina amin’ny FRAM, ny foto-tsakafo hafarana avy any ivelany, ny sehatry ny fiandrianam-pirenena natolotra manontolo am-pelatanan’ny Vahiny. Isan’ny...
Lire la suite sur L'Express de Madagascar