Filoha Andry Rajoelina tao Sainte-Marie, 14.07.2023 : “N’iza n’iza, na antokon’olona, na andian’olona dia tsy hisy ahasakana ny sitrapon’Andriamanitra”

Vidéo ETO « Ato am-ponay ianareo, tianay ianareo, ary nanao velirano izahay fa tsy ho adino intsony i Sainte Marie, tsy maintsy hampandrosoana Sainte Marie. Ary izay no ataon-tsika eto androany, Tompokolahy sy Tompokovavy. Marina sa tsy marina ? Ny vavahady misokatra hidiran’ny vahiny rehetra eto Sainte Marie dia ny aéroport. Marina sa tsy marina ? Satria malaza amin’ny fizahan-tany i Sainte...
Lire la suite sur Madagate
Image à la une de Filoha Andry Rajoelina tao Sainte-Marie, 14.07.2023 : “N’iza n’iza, na antokon’olona, na andian’olona dia tsy hisy ahasakana ny sitrapon’Andriamanitra”