Genève. Hanatrika ny faha-60 taonan’ny UNCTAD ny Filoha Andry Rajoelina mivady

Ny « Conférence des Nations unies sur le Commerce et le Développement » (CNUCED) na Konferansin’ny Firenena Mikambana momban’ny Varotra sy ny Fampandrosoana, dia sampana iray ao amin’ny Fivoriam-ben’ny Firenena Mikambana nitsangana ny 30 Desambra 1964. Ny antom-pisiana dia ny hampiditra ireo firenena an-dàlam-pandrosoana mba andray anjara ao anatin’ny tontolo ekonomika maneran-tany. Izany dia mba hafahan’ireo firenena ireo hanatsara ny fivoarany. Madagasikara moa dia ny...
Lire la suite sur Madagate
Image à la une de Genève. Hanatrika ny faha-60 taonan’ny UNCTAD ny Filoha Andry Rajoelina mivady