Iavoloha, Alahady 14 Janoary 2024. Ny fianianan’ireo minisitra miisa 27 taorian’ny nanendrena azy ireo

VIDÉO ETO Eto anatrehin’Andriamanitra sy ny Vahoaka malagasy, miniana aho fa hanatanteraka ny andraikitra maha minisitra ahy amin’ny asa fampandrosoana ny Firenena, am-pahamarinana sy ampamendrehana. Tsy hikatsaka hafa tsy ny tombontsoa ambonin’ny Firenena sy ny Vahoaka malagasy. Hanao ny ezaka rehetra hanasoa ny vahoaka ary hitondra vokatra aingana sy azo tsapain-tànana ao amin’ny...
Lire la suite sur Madagate
Image à la une de Iavoloha, Alahady 14 Janoary 2024. Ny fianianan’ireo minisitra miisa 27 taorian’ny nanendrena azy ireo