Iavoloha : Raikely mpanolana, nadoboka eny Tsiafahy

Zazavavy kely vao 13 taona monja no lasibatr’ity raikely tsy valahara, teny amin’iny faritra Iavoloha iny. Nandray andraikitra avy hatrany ireo tompon’andraikitry ny filaminana ka nisambotra ity farany. Araka ny fampitam-baovao azo dia efa somary ela ihany ilay trangam-panolanana nihatra tamin’ity zazavavy ity saingy tsy nisy sahy nitoroka ny rehetra. Efa niezaka nandaza ny zavatra nanjo azy tamin’ny reniny ihany ilay ankizy saingy, araka ny voalazan’ireo mpitandro filaminana...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Iavoloha : Raikely mpanolana, nadoboka eny Tsiafahy