Ilay lalàna Dimiventisitelonjato tamin’ny 1881

Ankatoky ny fankalazana ny niverenan’ny Fahaleovantena dia tsara raha mihady levenambola mba tsy ho poakaty ny hambompo miatrika ny 26 jona. Fa efa nisy tokoa ny Tantara talohan’ny 26 jona 1960. Efa nisy tokoa ny firenena talohan’ny 6 aogositra 1896 sy ny 1 oktobra 1895. Eny, efa nisy Fanjakana teto talohan’ireo jeneraly vazaha, Duchesne sy Gallieni.  «Didimpanjakana tamy n’Andrianampoinimerina sy Lahidama ka tsy ovako hoy Ranavalomanjaka», tamin’ny 17 adijady 1828. Nanaraka avy...
Lire la suite sur L'Express de Madagascar