Iza no olona… ?

Saika nihenjan-droa ny tady. Ankasitrahana, noho izany, ny ezaka fampifanatonana (manatona fa tsy ho diso tsipelina hoe «manantona») eo ambany fiahian’ny FFKM sy ny Filohan’ny Antenimieram-pirenena. Tononona hoe «hery velona» moa ireo olona asaina. Isan’izany, voatonona manokana ny fiangonana zandriny, raiamandreny ara-drazana, silamo. Asa, raha anatin’ny «sy ny sisa» ny finoana hafa lalain’ny «Karana Hindoa». Misy firy izao ny «Ortôdôksa» eto Madagasikara : nisy maromaro...
Lire la suite sur L'Express de Madagascar