Izaho tsy tompon-trano mihono Ankibonimerina

Sendra teny Sabotsy-Namehana, station Jovena, ampita QG kandidà Hajo Andrianainarivelo, aho ny 10 mey lasa teo, tokony ho tamin’ny 11 ora sy sasany. Izaho moa tsy mba mpanaraka izay hiran’ny kandidà izatsy, na hiakam-pitoloman’ny kandidà izato, efa hatramin’ny fifidianana Filohan’ny Repoblika tamin’ny 2023. Eny, fa na dia ny fifidianana talohan’izany ihany koa aza. Ny ahy mantsy, HEVITRA fa tsy hira na dihy na hatsikana. Hay, ny zanako lahy nahalala. Hoy izy, avy hatrany, sady...
Lire la suite sur L'Express de Madagascar