Japana sy Japanesa : soa fianatra

Mivahiny eto Madagasikara ny Ministry ny Raharaham-bahiny japoney, Ramatoa Kamikawa Yoko. Isan’ny toerana notsidihiny ny Oniversiten’Antananarivo, izay misy fampianarana ny teny japoney efa hatramin’ny 1992. Oniversite mira Fampianarana : ny Fampianarana sy ny Fanabeazana no kitro nifaharan’ny Japoney nahatonga azy amin’ny toerana misy azy ankehitriny manerana izao tontolo izao. Efa 135 taona lasa no nisy Malagasy nisarika ny sain’ny mpiara-belona tamin’ny fahombiazan’ny Japana...
Lire la suite sur L'Express de Madagascar