Kigali, Kwibuka 30, 07 avrily 2024. Ny kabary manontolon’ny Filoha Paul Kagame, nadikan’i Jeannot Ramambazafy amin’ny teny malagasy

Kigali 07 Avrily 2024. Io daty io dia nanamarika ny fanombohan'ny Kwibuka 30, izay fahatsiarovana ny faha-30 taonan'ny Fandripahana Tutsi, izay nanomboka tamin'ny 7 Aprily 1994. Ny Fahatsiarovana io Fandripahana ara-poko tao Kigali io dia ho ivon-toeran’ny Fahatsiarovana izay haharitra herinandro. Ao amin'ny Kigali sy ny manodidina amin'io fotoana io dia hisy fahatsiarovana maro hatao hanamarihana ny fandripahana sy ny hetsika samihafa izay nitranga nandritra ny herinandro voalohany...
Lire la suite sur Madagate
Image à la une de Kigali, Kwibuka 30, 07 avrily 2024. Ny kabary manontolon’ny Filoha Paul Kagame, nadikan’i Jeannot Ramambazafy amin’ny teny malagasy