Korea atsimo sy Afrika. Efa tamin’ny taona 1950 no nifandray sy nifanampy

Ny fiandohan'ny fifandraisana teo amin'i Korea atsimo sy Afrika dia nanomboka tamin'ny vanim-potoanan'ny Ady Koreana nandritra ny taona 1950. Rehefa nandalo fotoan-tsarotra noho ny ady i Korea atsimo, dia nanome tànana nanampy azy ireo firenena Afrikana: Nandefa mpiambina azy ny mpanjakan’i Etiopia, nandefa Ekipa ana tafika an'habakabaka i Afrika Atsimo, Liberia sy Ejypta dia nanolotra fanohanana ara-pitaovana, ary nisy miaramila Maraokana niady tao anatina vondrona frantsay. Ireo...
Lire la suite sur Madagate
Image à la une de Korea atsimo sy Afrika. Efa tamin’ny taona 1950 no nifandray sy nifanampy