Madagasikara. «School Digital» – «Coders Initiative»: Ny Fanabezana sy ny Fampiofanana no tena fitsinjovana ny taranaka

Hatramin’izay naha mpanao gazety aho, izany hoe efa 40 taona mahery, dia « pli vava » fotsiny ihany ilay hoe « ny ankizy ankehitriny mpanangana ny Hoavy »… Tsy hiditra amin’ny lalina amin’io fehezan-teny io aho… Fa ny zava-misy amin’izao vaninandron’ny taon-jato faha-telo arivo izao dia tena efa lasa « mpanongana ny Hoavy » sy ny hoaviny ny tanora ankehitriny amin’ity resaka zava-mahadomelina mahery vaika toa amidy sahala amin’ny anana eto amintsika. Averiko...
Lire la suite sur Madagate
Image à la une de Madagasikara. «School Digital» – «Coders Initiative»: Ny Fanabezana sy ny Fampiofanana no tena fitsinjovana ny taranaka