Madagasikara sy ny Solombavambahoakany. Modiana tsy resahina ny lalàna misy sy ny tena tanjona

Asa raha tokony hiomehezana na tokony atao inona ireo « Malagasy » minia manesika lainga sy fanovana ny zava-misy amin’ny anaran’ny « Fahafahana maneho hevitra », na am-bava na an-tsoratra. Amin’izao andron’ny tambazotra toa ny facebook izao dia io farany io no tena miasa mafy dia mafy. Rehefa zohina anefa dia fankahalana olona rano fotsiny no mameno ireny tambazotra ireny. Mandoa 2.000 ariary dia mihevitra fa afaka manompa, manaratsy, manao tsinontsinona sy manambany ny...
Lire la suite sur Madagate
Image à la une de Madagasikara sy ny Solombavambahoakany. Modiana tsy resahina ny lalàna misy sy ny tena tanjona