MADAGATE MIARAHABA ANAREO NAHATRATRA NY TAOM-BAOVAO 2024

Alatsinainy faha-1 Janoary 2024, 00 : 30. Tratra ilay taom-baovao nandrasana nandritra ny 12 volana. Tao ny nandao antsika tsy afaka nisafidy f’izay ny lahatra ; tao ireo tonga teto an-tany tsy nangataka izany. 8 miliara mahery izao ny isan-tsika olombelona ao amin’ireo kontinanta miisa enina (6) dia : Afrique : misy firenena 54 ka anisay ny Nosintsika Madagasikara Asie : misy firenena 48 Europe : misy firenena 44 Amérique latine sy Caraïbes : misy firenena 33 Océanie : misy...
Lire la suite sur Madagate
Image à la une de MADAGATE MIARAHABA ANAREO NAHATRATRA NY TAOM-BAOVAO 2024