MAHAMASINA, KIANJA BAREA 16 DESAMBRA 2023. LAHATENIN’I FILOHAN’NY REPOBLIKA I MADAGASIKARA ANDRY NIRINA RAJOELINA, TAORIAN’NY FIANIANANY

Ry Vahoaka Malagasy namako ; ry Vahoaka Malagasy akaiky ny foko. Andro lehibe mana-tantara eto amin’ny fiainam-pirenena izao fanatanterantsika androany izao ny fianianana amin’ny maha Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara ahy indray. Mankasitraka ireo rehetra izay nanome ny fahatokisany tamiko aho, satria ny safidy ny olom-pirenena iray dia vato iray, biriky iray mifameno nafahantsika nanorina sy nanangana. Fandresena goavana sy mihezinezina izao. Amin’izao andro anio izao dia...
Lire la suite sur Madagate
Image à la une de MAHAMASINA, KIANJA BAREA 16 DESAMBRA 2023. LAHATENIN’I FILOHAN’NY REPOBLIKA I MADAGASIKARA ANDRY  NIRINA RAJOELINA, TAORIAN’NY FIANIANANY