Mahavelona Foulpointe : Nandray ny fanamarihana ny andro maneran-tany ho an`ny tontolo iainana

Dia be natao nanerana ny tanan`ny Foulpointe Ny kaominina Mahavelona Foulpointe no nampihatrano ny fanamarihana ny andro maneran-tany ho an`ny tontolo iainana ho an`ny distrika Toamasina faharoa, faritra Antsinanana. Tontosa ny zoma 7 jona lasa teo izany raha toa ka ny 5 jona no tena andro maneran-tany ho an`ny tontolo iaianana araky ny kalendary navoakan`ny firenena mikambana. Dia be nanarena ny tanana, nataon`ireo fikambanana mpisehatra momban`ny tontolo iainana,...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Mahavelona Foulpointe : Nandray ny fanamarihana ny andro maneran-tany ho an`ny tontolo iainana