Maroantsetra : Ankizivavikely naolan’ny raikeliny

Ilay raikely nanolana ny zana-badiny. Mbola maro hatrany ireo tsy mety fay amin’ity resaka ity. Tany amin’iny distrikan’i Maroantsetra iny indray no nisehoan’ity herisetra ara-nofo nihatra tamin’ny ankizivavy kely vao 11 taona monja. Araka ny fampahafahantarana nataon’ny teo anivon’ny pôlisy dia nosamborina avy hatrany ity lehilahy 32 taona tsy mataho-tody ity, raha vao tonga teny am-poto-tsofin’ireo mpitandro filaminana fotsiny ny tranga, taorian’ny fitoriana napetraky...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Maroantsetra : Ankizivavikely naolan’ny raikeliny