Masoandro, Équinoxe, Akoholahy, MeisterSinger

Raha ny nianaranay tany an-tsekoly dia androany 21 martsa no atao hoe «équinoxe» (andro fitovian’ny andro sy ny alina, hoy ny «Vocabulaire français-malgache» nosoratan’i Victorin Malzac s.j., 1900). Rehefa 21 martsa, na ho an’ny bolan-tany avaratra na aty amin’ny bolan-tany atsimo dia io andro sy alina mitovy faharetana io. Isika aty amin’ny bolan-tany atsimo, hiroso moramora ho any amin’ny «solstice d’hiver» («solstice = fara fifanalaviran’ny masoandro amin’ny...
Lire la suite sur L'Express de Madagascar