Mialy R. Rajoelina : « Ny fanaovana vaksiny dia fanehoana fitiavana no sady fiarovana ny sombin’ny ain-tsika »

Inona no antony tokony -ary tsy maintsy- hanaovana vaksiny ny zaza malagasy ? Fanazavana nomen’ny vadin’ny Filoham-pirenena, Mialy R. Rajoelina, ny zoma 26 avrily 2024 tao Antanimenabe Ankorondrano Antananarivo. Tsiahiviny fa izy dia reny mpiahy ny fanaovana vaksiny nanomboka ny taona 2019, eo ambanin'ny fiahian'ny OMS (Fikambanana maneran-tany momban'ny Fahasalamana) ary mbola notohizin'ity farany io andraikitra io noho ny fitokisany an'ny Première Dame ...
Lire la suite sur Madagate
Image à la une de Mialy R. Rajoelina : « Ny fanaovana vaksiny dia fanehoana fitiavana no sady fiarovana ny sombin’ny ain-tsika »