Miasa araka ny hiram-pirenena

Tombony ho ahy isan’andro ny miaina sy miasa araka ny hiram-pirenena malagasyIsika rehetra dia samy manorina ny fiainany, manorina ny ankohonany, manorina ny asany, manorina ny fiaraha-monina isan’andro.Ny teny sy fihetsika no anjara biriky entina manorina sy manangana. Amin’ny maha olona, maha mpikambana anaty fianakaviana, maha mpiara-miasa, maha mpiara-monina dia ilaina ny manana fenitra atao fitaratra ho tahafina mba hazava ny lalana hizorana.Isika malagasy dia manana hiram-pirenena...
Lire la suite sur L'Express de Madagascar