Mpanolo-tsaina mpihevi-panjakana

Mpandaha-teny nikoizana izany Rafiara sy Rahagamainty izany. Rafiara, hono, mpitsikera natahorana : «Tsara izay, fa izay handravan-dRafiara azy no asa» ; Hagamainty, kosa, mahita hevitra tsy mby an-tsain’ny hafa :  «Tsara izay, fa izay tsaratsara kokoa mbola ho hitan’i Hagamainty no asa». Antenimieran’ny mpihevi-panjakana manana olona tahaka izany no nahatsara laza ny Andriamanjaka tahaka an-dry Andrianampoinimerina, ka naharaikitra azy an-Tantara. Na inona mantsy na inona...
Lire la suite sur L'Express de Madagascar