Natao ihany ny hoe tsy hiteny

Vita moa iny ny fifidianana ireo handrafitra ny Antenimieram-pirenena. Asa, afaka firy herinandro vao ho azo ny voka-pifidianana. Tamin’ny fotoana mbola ny Ministeran’ny Ati-tany mivantana no nikarakara ny fifidianana, fara-faharatsiny ny eto Antananarivo-Renivohitra feno ny vokatra hatramin’ny sasak’alina, ka afaka avoaka an-gazety ny ampitso maraina ihany. Inona moa izany no tena tombony nametrahana ny CENI (rafitra fametraky ny mpamatsy vola iraisam-pirenena amin’ny firenena mbola...
Lire la suite sur L'Express de Madagascar