Novakiana tao amin’ny Lakroa

Alahady 25 marsa 2001, tamin’izany, nivoahan’ity laharana faha-3213 n’ny gazety Lakroa ity. Tany amin’ny takila faha-8 farany dia nisy taratasin’ny mpamaky, fintiniko eto ambany : Madagasikara (dia) nanambara mazava ao amin’ny «Code pénal» fa «azon’ny Fitsarana atao ny manasazy fanamelohana ho faty». Hoy kosa ny andininy 12 ao amin’io fehezan-dalàna famaizana io hoe «tout condamné à mort sera fusillé». Manerana an’izao tontolo izao dia mitombo isa ny olon-dratsy...
Lire la suite sur L'Express de Madagascar