Ny aina tsy mifametra

Efa teo aho 1995, indro tazana 2024, mbola hoe ve 2025 sy ny afara ? Tantara ihany, ka tantara...Na aiza na aiza, na oviana na oviana, raha vao mitanisa 29 taona, dia tantara. Tamin’izany andro izany, raha ny ahy manokana, dia ny alahelo mifangaro hatezerana no tena namaritra ny taona 1995. Montsan’ny afo ny Rovan’Antananarivo, io 6 novambra 1995 io. Izaho, tamin’izany, vao niverina avy nampandany an’Itompokolahy Serge Andriantsitohaina ho Ben’ny Tanàn’Anjozorobe. Nandalo teo...
Lire la suite sur L'Express de Madagascar