Fanagasiana ny Tantara sy Jeografian’i Madagasikara
Bokin’ny fandaharam-pianarana frantsay, «Histoire et Géographie», kilasy «CE2», izany hoe «Neuvième» taloha» na ihany koa T3, no eto ambany masoko. Natao ho an’ny zaza fito na valo taona. Vao misokatra ny boky dia sarintanin’i Frantsa...