Tsy ho kandidà ka milingilingy
Lahatsoratra efa tamin’ny 5 mey 1998 ity no indro mitampody indray dimiambiroapolo taona aty aoriana. Sady faly aho (satria tsy diso ny fijery) no malahelo (noho ny toe-javatra mainka niharatsy). Ny lalana nizorantsika, tao anatin’izay...