Fanirisoa Ernaivo. Omeo azy ny zom-pirenena frantsay, Andriamatoa Macron, fa tsy hody aty Dago intsony io
Tsy hiverenako intsony ny momban’ity ramatoa efa hananinka ny 44 taona tsy gasy tsy vazaha ity fa nandositra ny firenena malagasy rehefa nanompa ny mpitandro filaminan’i Madagasikara (Dago), tamin’ny fitondrana HVM… Izany sisa no ho...