Rano madio very an-tatatra

Herintaona katroka, 31 mey 2023, aho no nanaitra voalohany ny Jirama hoe misy fantson-drano vaky ka very an-tatatra fotsiny ny rano madio. Ny tena moa, toa mba tsara taiza, mampandre ny tompon’andraikitra rehefa misy fananana iombonana misy tsy fitezana. Ahoana koa moa no ho sarotiny amin’ny vatolampy fandrian-drano an-kavoana raha hijery fotsiny ny rano vaky etsy an-tokotany. Na hitaraina amin’ny ala ripaky ny tavy ; na hisaona ny gidro sy ny sahona ary ny vorona ; na hatahotra ho...
Lire la suite sur L'Express de Madagascar