Ratsitatanina (fizarana voalohany)

Tsy isika Malagasy fa ny Maorisiana no mahafantatra kokoa an-dRatsitatanina. Misy anaran-dalana mitondra ny anarany any Maorisy, misy tendrombohitra tondroina hoe «Ratsitatane», marobe ireo mihevitra azy ho «martiora». Eto amintsika, na ny anarany aza tsy fantatra, raha tsy vao izao miezaka mampahafantatra azy izao ireo taranany (laha-dinika, narahina fampirantiana, mialoha fananganana tranom-bakoka).   Andriandahy (manahirana ilay hoe «printsy» : zanakandriana ve no heviny, anefa, raha...
Lire la suite sur L'Express de Madagascar