Rindrina manimba «perspective» etsy Analakely

Raha maka sary manoloana ny Colosseo dia fantatra avy hatrany fa any Roma (Italia). Raha maka sary manoloana ny vavahady « Brandenburg » dia hain’ny olona hoe any Berlin (Alemaina). Raha mijoro manolona ny « Tour Eiffel », iza moa no tsy hahalala, fa any Paris (Frantsa) izay. Ny «Colosseo» naorina tamin’ny taona 72 taorian’i J.-K. ; ny « vavahady Brandenburg » vita tamin’ny 1788 ; ny « tour Eiffel » mandravaka an’i Paris hatramin’ny 1889. Toerana manan-tantara avokoa...
Lire la suite sur L'Express de Madagascar