RN7 PK 186. Nandona mafy ny mpanohitra ny fisokafan’ilay tetezana vaovao ao Manandona

Tsotra ny anay ato aminy madagate ny famaliana ireo "mpanao politika" zatra mamita-bahoaka sy mamita-tena: soratana mazava ny tena marina amina tranga iray fa tsy mamorom-porona amin'ny alalan'ny fandisoana ankitsirano ny lalàna izay tokony mba atao teny malagasy vao hadika teny frantsay izay tsy voafehy akory. Inona moa no lazain'ny andiny faha-61 ao amin'ilay Lalàna 2018-08 mikasina ny fifidianana sy fitsapan-kevim-bahoaka na "référendum" eto Madagasikara ? Article 61 – Toute...
Lire la suite sur Madagate
Image à la une de RN7 PK 186. Nandona mafy ny mpanohitra ny fisokafan’ilay tetezana vaovao ao Manandona