Sarety, posy, kalesy, bajaj : Antananarivo 2023

Asa, iza no nanan-kevitra nanao iny sary photoshop iny : «autoroute» mizara lalana efatra ka ny sisiny havanana indrindra ahitana posy-posy na sarety, ny manaraka «bajaj», dia avy eo «taxibe» ary ny sisiny havia indrindra fiara «Maybach».Tsy mifanalavitra loatra intsony amin’izany ny efa zava-misy isan’andro, izao taona 2023 izao, raha Antananarivo-Renivohitra sy ny manodidina. Ankoatra ny taxibe, izay efa fiara valo amin’ny folo mifanaretsaka eto Antananarivo sy ny manodidina,...
Lire la suite sur L'Express de Madagascar