Tany gasy, tamboho gasy, trano gasy

Fianarana tsy miato ny fiainana. Efa hananika ny enimpolo taona vao nahazo fanazavana maha afa-po tamin’ny fanontaniana nanitikitika ny saina, fony mbola kely, raha nentin’ny Raiamandreny nitsidika ny Rovan’Ambohimanga.Ny rainay moa tia Tantara dia izy dia efa ampy nitari-dalana. Tamin’izany dia hoe tapotsin’atody no maha-ravo ny rindrin’ny Rovan’Ambohimanga. Taty aoriana, rehefa niverina matetika teny Ambohimanga, fa fatra-mpamangy na dia efa noloaran’ny Vazaha tao amin’ny...
Lire la suite sur L'Express de Madagascar