TOAMASINA, 08 MARSA 2024. ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY ZON’NY VEHIVAVY. LAHATENIN’NY VADIN’NY FILOHA, RAMATOA MIALY R. RAJOELINA

TOAMASINA VEHIVAVY MIARINA SY MIRAY HINA, FIRENENA MANDROSO « Loharano nipoirana nampisy ahy sy ianao nisikina, niafy, tsy mitaraina mba hanam-piainam-baovao « Vehivavy miarina sy miray hina, tsy hihemotra fa vonona ny hiroso fakan-tahaka amin'ny firaisankina mba hanana Firenena mandroso ». Izany tononkalo izany no fehezam-boninkazo entiko iarahabana amin-karavoana antsika Andriambavilanitra nahatratra ny « Andro iraisam-pirenena ho an’ny Zon ’ ny Vehivavy ». Natokana ho antsika...
Lire la suite sur Madagate
Image à la une de TOAMASINA, 08 MARSA 2024. ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY ZON’NY VEHIVAVY. LAHATENIN’NY VADIN’NY FILOHA, RAMATOA MIALY R. RAJOELINA