Totem fodilahimena sy ambiaty

Sabotsy faha 16 martsa 2024, famaranana ny taom-pambolen-kazo amin’ny afovoantany , eto Mada-gasikara. Satria ny Governemanta no namarana izany teny Talata-Volonondry dia inoana fa ny teknisiana ao amin’ny Ministeran’ny Tontolo iainana sy ny Ministeran’ny Fambolena no namaritra izany. Ara-tsiansa, noho ny fandinihina ny toetr’andro sy ny toe-tany ary ny jeografia.Ny alatsinainy 18 martsa aho dia nahita fodilahimena roa niady. Nifanongo amin’ny vavany dia nifampitarika nitsingidina....
Lire la suite sur L'Express de Madagascar