Tsy filaminana eto Toamasina : Mahazo vahana ny valifaty sy ny vaky trano

Ny alakamisy teo dia mpianatry ny oniversiten’ny Barikamisy nody alina avy any Barikadimy efa tonga teo am-bavahadiny, no niaran’ny famonoana teo am-bavahadiny. Raha ny fanamarinana voaray avy amin’ireo akaiky ity olona novoin’ny olona ity, no nilaza fa mety tena valifaty no natao taminy tao Depot. Taona fahaefatra eo anivon’ny oniversiten’ny Barikadimy ny nisy namono ity, ka ny fiandrasana ny olona nanokatra ny vavahady azy no nanafihan’ny olona azy ka izao namoizany ny ainy...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Tsy filaminana eto Toamasina : Mahazo vahana ny valifaty sy ny vaky trano