Vokatra ofisialin’ny fihodinana voalohany amin’ny fifidianana Filohan’ny Repoblika, Andry Rajoelina

NY FITSARANA AVO MOMBA NY LALAMPANORENANA, Araka ireto rijan-teny ireto : Ny Lalàmpanorenana; Ny hitsivolana laharana faha 2001-003 tamin’ny 18 novambra 2001 anaovana ny lalàna fehizoro mikasika ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana; Ny lalàna fehizoro laharana faha 2018-008 tamin’ny 11 mey 2018 mikasika ny fitsipika ankapobe mifehy ny fifidianana sy ny fitsapan-kevi- bahoaka; Ny lalàna fehizoro laharana faha 2018-009 tamin’ny 11 mey 2018 mikasika ny fifidianana...
Lire la suite sur Madagate
Image à la une de Vokatra ofisialin’ny fihodinana voalohany amin’ny fifidianana Filohan’ny Repoblika, Andry Rajoelina